Bienvenue sur les pages du Ministère fédéral des Affaires étrangères

Mikatona ho an’ny be sy ny maro ny Masoivohon’ny Alemaina

22.03.2020 - Article

Noho ny fepetra noraisina ho fiarovana ny fipariahan'ny COVID-19 eto Madagasikara  amin’izao fotoana izao dia mikatona manomboka ny Alatsinainy 23 Martsa 2020 mandritra ny fotoana tsy voafetra ny Masoivohon’ny Repoblika Federalin’i Alemaina.

Ho an’ireo raharaha maika mikasika ny teratany alemà, dia azo antsoina amin’ireto laharana manaraka ireto: +261 20 22 238 02, +261 20 22 238 03, na anoratana amin’ny adiresy mailaka: info@antananarivo.diplo.de ny Masoivoho.

Retour en haut de page